Any Ivelany

DIEGO MARADONA MAFANA NY FANOMEZAM-BONINAHITRA AZY


  • Zoma 27 Novambra 2020

Mbola mafana ny alahelo sy fanomezam-boninahitra ilay kintan’ny baolina kitra Argentin Diego Maradona.

Ny talata 01 desambra izao no fantatra fa handevenana azy. Tsy tambo isaina ireo Argentin tonga nanome voninahitra ny nofo mangatsiakany omaly. Manome voninahitra azy ny tontolon’ny kitra maneran-tany, ka isan’izany ny Klioban’i Naples any Italie, izay nilalaovany. Misy ny kianja nampitondraina ny anarany. Fa isan’ny ahafatsiarovana azy sy hametrahan’izao tontolo izao azy ho fitaratra ny finiavana goavana nananany izay lesona lehibe ahafahana mioitra amin’ny fiainana. “Lehibe tao amin’ny fokontany farahidiny tao Buenos Aires aho,… tsisy rano, tsisy jiro, tsisy finday,…”, saingy tsy sakana ho azy izany. Niara-dia sy nifandray tamina mpitondra kaominista nalaza teto ambonin’ny tany, toa an’i Fidel Castro, Hugo Chavez,…

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT