Any Ivelany

DEPIOTE EOROPEANINA AMIN’I HONGRIE SY POLOGNE


  • Alakamisy 26 Novambra 2020

Naneho ny tsy fahafaliany manoloana ny fitsivalanan’I Hongrie sy Pologne

 

amin’ny drafi-panarenana ara-toekarena ireo depiote Eoropeanina omaly maraina. Tsy mankasitraka ny drafitra 750 miliara euros mantsy ireo firenena roa ireo, ary manao izay fomba rehetra hanoherana izany ; Karazana gafy sy takalon’aina na « chantage » no hanasokajian’ny parlemanta Eoropeanina izany, ka isan’ny naneho ny depiote Frantsay Valérie Hayer, fa tsy mihemotra ny Parlemanta.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT