Any Ivelany

DEPIOTE EOROPEANINA


  • Zoma 18 Desambra 2020

MIANTSO FANAPARIAHANA VAKSINY AMIN’NY TANY MAHANTRA

 

 

Manomboka ny 27 desambra izao no fanombohana ofisialin’ny vaksinin’ny covid-19 ho an’ireo firenena 27 any Eoropa, hoy ny Filohan’ny Kaomisionina Eoropeanina Von Der Leyen. Nilaza ny depiote Eoropeanina, fa efa azo heverina ho vonona ny vaksinin’ny Pfizer/BioNTech amin’ny noely. Nisy ny fiarahabana noho izany sy ny fanentanana hanao ny vaksiny. Nangataka ny hanapariahana ny vaksiny any amin’ny tany mahantra ihany koa anefa ny depiote Eoropeanina. “Tsy hisy olona hahatsiaro ho voaaro, raha tsy voaaro daholo isika rehetra”, Margaritis Schinas Filoha lefitry ny Kaomisionina Eoropeanina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT