Any Ivelany

COVID-19 ANY ROYAUME-UNI NAVERINA NY TRANOM-PATY VONJIMAIKA


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Naverina ny tranom-paty vonjimaika na “morgues provisoires” any Royaume-Uni

mba hanamaivanana ny fahatsentsenan’ny hopitaly noho ny fitomboan’ny olona lavon’ny covid-19 amin’izao fotoana izao. Isan’ny nametrahana izany any amin’ny faritra be hazo maniry any Surrey, faritra Atsimo izay mandray faty eo amin’ny 170 eo, ka ny antsasa-manila mahery dia olona matin’ny coronavirus. Mahazaka 950 kosa no napetraka any Kent any Atsimo andrefan’I Londres. Omaly, nahatratra 1243 ny maty tany Royaume-Uni, ary 45 533 ny tranga vaovao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT