Any Ivelany

COVID-19 ANY ROYAUME-UNI MONTSANA NY “RECORD”, 53 135 INDRAY VOA


  • Alarobia 30 Desambra 2020

Montsana ny « record » na ny isa ambony indrindra amin’ny trangana covid-19 ao

 

 

anatin’ny iray andro tany Royaume-Uni, araka ny antontan’isa navoakan’ny governemanta Britanika omaly. Nahatratra 53 135 ny tranga tao anatin’ny iray andro. 2 382 865 ny tranga hatrizay, ary efa 71 567 ny olona namoy ny ainy, ka 414 tao anatin’ny 24 ora. Mitombo hatrany ny tranga, ary isan’ny anton’io ny fisian’ilay fisehony vaovao mifindra haingana dia haingana. Raha ho an’ny tany Frantsa, dia niakatra ihany koa ny tranga taorian’ny fiverenan’ny fitiliana raha niato kely noho ny fiatrehana ny noely.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT