Any Ivelany

COVID-19 ANY ROYAUME-UNI BRITANIKA 1 AMIN’NY 8 NO VOA


  • Alarobia 20 Janoary 2021


 

 Britanika 1 amin’ny 8 amin’izao fotoana izao no mitondra ny valanaretina covid-19, raha ny valin’ny fanadihadiana ofisialy ho an’ny volana desambra 2020. Nisy fitomboany io mitaha ny volana teo alohany izay 1 amin’ny olona 11. Anton’io ny fisian’ilay fomba fisehony haingam-pifindra be. 33 355 ny tranga vaovao omaly, ary 1610 be izao no maty tany Royaume-Uni. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT