Any Ivelany

COVID 19 ANY KENYA MANDRAHONA HITOKONA NY MPITSABO


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Miha midangana ny trangana covid-19 any Kenya, ary tena ao anatin’ny onja

 

 

faharoa na “2ème vague” any amin’ity firenena Afrikanina ity. Miasa mafy ny mpitsabo. Mpiasan’ny fahasalamana miisa roa no matin’ny covid 19 tany Kenya ny faran’ny herinandro teo. Noho io toe-javatra io, dia manambana ny hanao fitokonana ireo mpiasan’ny fahasalamana. 2000 tamin’izy ireo no efa voa hatramin’izay, ary am-polony no maty. 1366 ny maty hatrizay, ka 17 omaly. 76 404 ny tranga efa nisy, ka 1211 omaly. 23 686 ny rehetra mbola tsaboina.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • MOYEN ORIENT
  • Talata 21 Aprily 2026

Mikatso ny diplaomasia, ambivitra

  • Ady any Moyen-Orient
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Miakatra ny vidim-piainana

  • NEPAL, 7 volana aty
  • Zoma 03 Aprily 2026

aorian’ny tolona Mivadika ho hery politika

  • ADY ANY IRAN
  • Alarobia 25 Martsa 2026

Mihamafy hatrany ny fifandonana,

  • ADIN'NY AMERIKANA SY ISRAËLY
  • Alakamisy 05 Martsa 2026

AMIN'I IRAN

Hijery ny tohiny
FTT