Any Ivelany

COVID-19 ANY FRANTSA 25 018 VOA OMALY, 310 MATY


  • Alakamisy 18 Febroary 2021

Nahatratra 25 018 ny trangana covid-19 vaovao tany France omaly, raha toa ka 310 be izao

 

 

 kosa no namoy ny ainy. Hatretro, tafiakatra 82 122 ny efa maty hatramin’izay. Tsy miova firy fa niampy roa mitaha ny afak’omaly kosa ny olona marary mafy ao amin’ny fameloman’aina 3350. Firenena faha-6 maneran-tany, ary faha-3 any Eoropa aorian’i Russie sy Royaume-Uni i France amin’ny isan’ny tranga hatrizay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT