Any Ivelany

COVID-19 ANY ETAZONIA HO ZAVA-DOZA AFAKA 2 HERINANDRO


  • Talata 01 Desambra 2020

Tsy nahasakana ny Amerikanina tsy handeha hanao “voyage” noho ny fetin’ny “thanksgiving”

 

 ny fiakaran’ny tahan’ny olona mitondra ny covid-19. Manahy mafy ny hidanganan’ny isa afaka herinandro na roa herinandro eo ny manam-pahefana. Nahatratra 9 tapitrisa teo mantsy ireo olona nivezivezy sy nandray fiaramanidina nanerana ireo seranana any Etazonia ny faran’ny herinandro teo. Raha vao mandeha “voyage” ianao, dia efa heverina ho nifampikasoka tamin’ny olona voan’ny covid-19, ary heverina fa efa voa, hoy i Deborah Birx Dokotera mpandrindra ny krizy ara-pahasalamana ao amin’ny Maison Blanche. Tao anatin’ny 27 andro dia 100 000 isan’andro eo hatrany ny tranga. 138 096 ny voa ny alahady teo, ary 822 kosa ny tranga. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT