Any Ivelany

COVID-19 ANY ETAZONIA 4190 NO MATY IRAY ANDRO


  • Alakamisy 28 Janoary 2021

Nahatratra 4190 ny olona indray matin’ny covid-19 tany Etazonia ny talata teo, ary 151 183 kosa ny olona indray voa.

 

 

Miha midangana noho izany ny isan’ny maty sy ny voa, ka ho an’ny omaly tamin’ny 11ora alina aty amintsika dia 2195 teo no efa maty, ary 82 166 ny tranga. 26 tapitrisa eo ny tranga hatrizay, ka 9 tapitrisa mahery no mbola tsaboina. Maneran-tany kosa dia efa 101 tapitrisa mahery ny voa hatrizay, ary 2,1 tapitrisa mahery no efa maty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT