Any Ivelany

COVID 19 ANY ETAZONIA ‘ 2000 MATY, 173 000 VOA AFAK’OMALY


  • Zoma 20 Novambra 2020

Mbola tsy hita soritra ny « pic » na ny isa ambony indrindra amin’ny fiakaran’ny

 

voan’ny covid-19 any Etazonia, izay manodidina ny 150 000 isan’andro eo ny tranga vaovao. Nahatratra 2000 ny isan’ny maty ny alarobia lasa teo, ary 173 000 tany ho any kosa ny tranga vaovao. Hentitra ny fitiliana, toy ny any Dakota isan’ny tena lasibatra, hany ka hatramin’ny fiara eny an-dàlana aza dia tiliana ny olona ao anatiny. Ny 18 novambra teo, dia nisy ny fihaonan’I Joe Biden tamin’ireo tompon’andraikitra ara-pahalamana sy ny fanentanana mba tsy hanaovana famoriam-bahoaka mandritra ny fety “Thanksgiving” amin’io herinandro ho avy io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT