Any Ivelany

COVID-19 ANY BRESIL MANAHY MAFY NY OMS


  • Talata 01 Desambra 2020

Nilaza ny lehiben’ny OMS omaly, fa tena mampitahotra mafy ny fivoaran’ny covid-19 any Brésil.

 Tena mila mandray izany am-pahamatorana ny Brezilianina satria tena mampitahotra, hoy izy, hoy I Tedros AdhanomGhebreyesus. Ny herinandro teo anefa dia nanamaivana ny covid-19 ny Filoha Jair Bolsonaro, ary naneho fa tsy hampanao vaksiny.172 866 no efa maty tany Brésil, ary 6 317 049 ny tranga, ka 566 065 no mbola tsaboina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT