Any Ivelany

CÔTE I’IVOIRE SY GHANA MANOHITRA NY FAMETSIFETSEN’NY AMERIKANINA


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Raikitra ny ady eo amin’ireo firenena mpamokatra cacao betsaka indrindra

 

 

maneran-tany (60%) dia i Côte d’Ivoire sy Ghana ankilany, ary ny orinasa matanjaka amerikanina mpamokatra Chocolat dia ny Hershey sy ny Mars ary ny Olam andaniny. Voalaza fa tsy manaja ny fifanarahana tamin’ny 2009 ireo orinasa lehibe mba hanatsarana ny karaman’ireo mpamboly. Milaza ny CCC (Conséil Café Cacao) any Côte d’Ivoire sy ny Cocoaboard (COCOBOD) any Ghana fa vidian’ireo orinasa matanjaka (multinationals) ireo tsy misy tamberiny DRD (Différentiel de Révenu Décent) ny cacao kanefa karazana “prime” mahatratra 400 dolara io, ka maty antoka ny mpamokatra Afrikanina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT