Any Ivelany

COTE D’IVOIRE VITA OMALY NY FIHANIANAN’I OUATTARA


  • Talata 15 Desambra 2020

Nanao fihanianana fanintelony amin’ny maha Filoham-pirenena Ivorianina azy i

 

 

Alassane Ouattara omaly alatsinainy. Filoham-panjakana Afrikanina maromaro no nanotrona izany. Voasolo tena tamin’ny alalan’ny Minisitry ny raharaham-bahininy Jean-Yves Le Drian I La frantsa. Nilamindamin-dratsy ny toe-draharaha, ary taorian’ny fihaonany tamin’I Ouattara rahateo dia nilaza ny faharavan’ny Filankevi-pirenen’ny tetezamita (CNT) ny Filoha teo aloha sady kandida Henri Konan Bédié. Andrasana izay mety ho fahatongavan’i Laurent Gbagbo, izay nahazo pasipaoro sy afaka mody nanomboka ny 4 desambra teo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT