Any Ivelany

COTE D’IVOIRE NAVOTSOTRA I PASCAL AFFI N’GUESSAN


  • Alakamisy 31 Desambra 2020

Navotsotra omaly 30 desambra ilay mpanohitra Ivorianina Pascal Affi N’Guessan,

 

iray amin’ireo kandida Filoham-pirenena tamin’ny fifidianana ny 31 oktobra. Ambany fanafaraha-mason’ny fitsarana anefa izy. Tsy nanaiky ny fahalanian’I Alassane Ouattara ny mpanohitra, ary isan’ny niaingan’ny fananganana ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita izy, ka I Henri Konan Bédié no notendrena ho Filohan’io. Nosamborina ny 09 novambra I Pascal Affi N’Guessan ary notazonina tamina toerana voatazona ho tsiambaratelo, raha toa ka nifampidinika tamin’I Outtara kosa I Henri Konan Bédié, ary nanaiky ny fahalaniany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT