Any Ivelany

CÔTE D’IVOIRE-10 TAONA ATY AORIANA HANDRAY ANJARA AMIN’NY FIFIDIANANA NY FPI


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Raha nanohitra ny fifidianana nisy tao anatin’ny 10 taona tsy naha teo amin’ny

 

 

fahefana an’i Laurent Gbagbo izay lasa an-tsesin-tany noho ny krizim-pifidianana ny taona ny FPI (Front Populaires Ivorien) dia nanambara, fa handray anjara amin’ny fifidianana solombavambahoaka vinavinaina ho ao anatin’ny telo volana voalohan’ny 2021. Taorian’ny fifampiresahany tamin’ireo vovonon’ny mpanohitra miara-dia aminy, toy ny PDCI-RDA io. Efa ny 4 desambra moa no nahazo pasipaoro i Gbagbo, ary afaka mody.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT