Any Ivelany

Coronavirus Manomboka betsaka ny sitrana any Sina


  • Alatsinainy 24 Febroary 2020

Manomboka mihasitrana ny olona any Sina manoloana ny coronavirus. Efa tafakatra eo amin’ny 1800 ny isan’ny olona sitrana ka nivoaka ny hopitaly.

 

 Ny zoma teo dia betsaka ny isan’ny olona sitrana noho ny isan’ny olona vao tratran’ny coronavirus. Midika izany fa mety hihena ato ho ato ny fihanaky ny aretina. Mahafinaritra izany ary manomboka misy tsirim-panantenana ny fiatrehana ny coronavirus. Mandeha hatrany ny fikarohana ny fanafody fanafana, izay irariana mba ho hita soa aman-tsara satria anisan’ny aretina mampikolay an’izao tontolo izao fa tsy i Sina irery izy io izay niteraka fatiantoka ara-toekarena goavana.

Toky R

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Hitsahatra ny adin’i Etazonia-Iran
  • Zoma 19 Jona 2026

Misento tokana izao tontolo izao saingy…

  • Raim-pianakaviana
  • Alakamisy 18 Jona 2026

tsy nanefa volan-jaza

  • Toe-draharaha iraisam-pirenena
  • Alakamisy 21 Mey 2026

Manamafy ny fifandraisany

  • MOYEN ORIENT
  • Talata 21 Aprily 2026

Mikatso ny diplaomasia, ambivitra

Hijery ny tohiny
FTT