Any Ivelany

CLAUDE LE ROY NIALA TSY HO MPANAZATRA AN’I TOGO


  • Alakamisy 15 Aprily 2021

Niala tsy ho mpanazatra ny ekipam-pirenena Togolais intsony ilay Frantsay Claude Le Roy.

 

Anton’io ny tsy fahatafakaran’I Togo amin’ny dingana famaranan’ny CAN 2020 hatao any Cameroun.. 5 taona izay no nitondrany an’I Togo, ka ny taona 2017 dia tafiakatra CAN tany Gabon, saingy vao fanombohana dia raraka ny Eperviers. Tsy tafiakatra tamin’ny 2019. Fandresena 9, ady sahala 12, ary faharesena 14 no azon’I Claude Le Roy tamin’ny fitondrana ny ekipam-pirenen’I Togo. Efa nibata ny Amboaran’ny CAN kosa izy ny 1988 ka I Cameroun no notantaniny tamin’izany, efa nitantana ny ekipa Congolais,... 73 taona I Claude Le Roy amin’izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT