Any Ivelany

CHILI MITAKY NY FIALAN’NY FILOHANY


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Teratany Chiliens an’arivony maro no nidina an-dalambe tao Santiago Renivohitra


nitaky ny fialan’ny Filohany Sebastian Pinera ny alin’ny zoma lasa teo. Nafana ny fitsofana kiririoka sy anjomara teo anoloan’ny Lapan’i Moneda mitaky ny fialan’ny filoha. Nampitovian’ny mpanao fihetsiketsehana amin’ilay filoha jadona jeneraly Augusto Pinochet ity filohany ity. Tsy mihaino anay vahoaka ny filoha, ka anjaranay izao no manao tsindry. Ny tombotsoan’ireo orinasa goavana no arovany mafy kanefa ny vahoaka noana etsy ankilany, hoy ny mpanao fihetsiketsehana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT