Any Ivelany

CHAMPIONS LEAGUE TSARA TOERANA NY PSG


  • Alakamisy 18 Febroary 2021

Lalao nandrasan’ny mpitia sy mpanaraka baolina kitra maneran-tany ny vokatra teo

 

 

amin’ny FC Barcelone sy ny Paris Saint-Gérmain. Nomontsamontsanin’ny PSG ny ekipan-dry Lionnel Messi, izay lavo tao an-tanànany tamin’ny isa 4-1. I Messi nompidi-baoliina teo amin’ny minisitra faha-28 voalohany tamin’ny alalan’ny penalty nitaraka adihevitra, ary nisesy ny baolina 4 ho an’ny PSG, ka I Mbappé no namono ny 3 (32, 65’, 85’). Tsara toerana hiakatra amin’ny 1/4n-dalana ny PSG.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT