Any Ivelany

CHAMPIONS LEAGUE HIFAMPITADY NY BARÇA SY PSG ANIO


  • Talata 16 Febroary 2021

Lalao goavana andrasan’ny mpitia baolina kitra ny fifandonan’ny PSG sy ny Barça anio 16 febroary 2021,

 lalao mandroson’ny dingana 1/8n-dàlana amin’ny “Champions league”. Nanan-tantara ny dingana ¼-dàlana tamin’ny taona 2017, izay nandresen’ny PSG 4-0 tamin’ny lalao mandroso tao amin’ny Parc des Princes, saingy tratry ny “remontada” 6-1 tany Camp Nou ny 8 martsa 2017. Ny Barcelone no hampiantrano anio, tsy hisy an’i Neymar ny PSG. Amin’ny 10 martsa ny lalao miverina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT