Any Ivelany

CENTRAFRIQUE MIHAMAFY HATRANY NY FIFANDONANA


  • Alarobia 23 Desambra 2020

Miha mangotraka hatrany ny fifandonana any Centrafique andro vitsy mialohan’ny

 

 

fifidianana filoha ny 27 desambra teo. Miezaka manantona an’i Bangui Renivohitra ny vondrona mitam-piadiana UPC (Unité pour la paix en Centrafrique) manohitra ny Fanjakan’i Faustin-Archange Touadéra ka nisy ny fifandonana teo amin’izy ireo sy ny tafi-panjakana tao amin’ny tanàn-dehiben’i Bambari omaly. Nisy ihany koa ny fifandonana tany amin’ny am-polony kilaometatra miala ny tanàn-dehiben’i Sibut, tapaka ny tambajotran’ny finday any Bossembélé izay nisy fifandonana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT