Any Ivelany

CENTRAFRIQUE MIHA RATSY NY TOE-DRAHARAHA


  • Talata 22 Desambra 2020

Miha mangotraka hatrany ny toe-draharaha any Centrafrique eo anatrehan’ny

 

 

fanoheran’ny mpanohitra ny fanatanterahana ny fifidianana filoha hatao ny alahady 27 desambra izao. Miantso an’i François Bozizé Filoha teo aloha sy ny ekipany ao anatin’ny fanoherana hametraka ny fitaovam-piadiany ny mpiara-miombon’antoka amin’I Centrafrique, to any ONU, G5+, Banky Iraisam-pirenena. Efa tonga any Centrafrique ny andian-tafika vahiny samihafa. Na eo aza ny fanoherany, dia manao fampielezan-kevitra ihany ry Bozizé sy ny ekipany, izay manohitra mafy ny Fanjakan’i Faustin-Archange Touadéra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT