Any Ivelany

Centrafrique Manome 72 ora ho an`ny Vondrona 3R


  • Zoma 24 Mey 2019

34 no indray namoy ny ainy, dimy hafa naratra ny talata 21 mey lasa teo tamin`ireo toerana miisa telo tany Paoua ao Centrafrique noho ny voina manokana nataon`ny vondrona mitam-piadiana 3R (Retour, Reclamation, Reconciliation),

 

 tarihan`i Sidiki Abass, mpioko ao amin`ity firenena ity. Tsy niandry ela ny fitondram-panjakana fa nanome baiko 72 ora an`i Sidiki Abass mba hanolotra azy, ireo rehetra nahavita herisetra mahatsiravina. Nahazo fepetra 72 ora ihany koa ny vondrona 3R handrava ireo toerana efa ananan`izy ireo ary hanaisotra ireo sakan-dalana ataony. Raha tsy voahaja ao anatin` izay fe-potoana izay ireo voalaza ireo dia handray andraikitra avy hatrany ny mpitondra ao Centrafrique.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT