Any Ivelany

CATALOGNE -ESPAGNE NAVOTSOTRA IREO MPITAKY NY FAHALEOVANTENA


  • Alarobia 23 Jona 2021

Nankatoavin’ny governemanta Espaniola tarihin’ny Praiminisitra Pedro Sachez ny famoahana ireo mpitaky ny fahaleovantenan’i Catalogne miisa 9,


izay naiditra am-ponja tamin’ny taona 2017. Nohelohina ny oktobra 2019 izy ireo ary sazy mavesatra 10 ka hatramin’ny 13 taona an-tranomaizina ny sazy. Nilaza ny Praiminisitra Pedro Sanchez, fa dingana lehibe amin’ny fifampiresahana sy ny fitoniana izao. Fizorana amin'ny fampihavanana satria fa sady mety amin’i Espagne no mety amin’i Catalogne, hoy i Pedro Sanchez.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT