Any Ivelany

CAN 2022 SAMBANY TAFITA NY NOSY KAOMORO


  • Zoma 26 Martsa 2021

Sambany tafita hiatrika ny dingana famaranan’ny CAN 2022 hatao any Kameronina ny Nosy Kaomoro,

 

 taorian’ny ady sahala 0-0 nanoloana an’i Togo omaly teo amin’ny andro faha-5 amin’ny fifanintsanana. Fandresena 2 sy ady sahala 3 no vitany, ka nahazoany isa 9 tao anatin’ny vondrona niarahany tamin’i Égypte, Kenya ary Togo. Izy sy Egypte no tafiakatra, ary tsy hanova zavatra firy intsony ny andro fahaenina farany hatao ny 29 martsa 2021, Égypte-Comores andaniny ary Togo-Kenya ankilany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT