Any Ivelany

BURKINA FASO LANY HO FILOHA INDRAY KABORE


  • Zoma 27 Novambra 2020

Telo andro taorian’ny latsa-bato ny 22 novambra teo, nilaza ny CENI any Burkina Faso, fa nandresy tamin’ny isam-bato 57,87%

 

tamin’ny vato manan-kery ny Filoha am-perin’asa Roch Marc Christian Kaboré. Vokatra vonjimaika io. Laharana faharoa kosa I Eddie Komboïgo kandidan’ny CDP Antokon’ny Filoha teo aloha Blaise Compaoré nahazo 15,48%. 50,79% ny taham-pandraisana anjara. Tsy nanatrika sady tsy nandefa solontena tamin’ny fanambarana ny vokatra vonjimaika ny mpanohitra. Efa nilaza kosa i Christian Kaboré fa ho Filohan’ny Burkinabe tsy an-kanavaka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT