Any Ivelany

British Airways Voasazy nandoa onitra 204 tapitrisa euros


  • Talata 09 Jolay 2019

Taorian`ny famoahana vaovao manokana momba an`ireo mpanjifany ny taona 2018 dia nivoaka ny sazy ho an`ny kaompania ana habakabaka, Britsih Airways (IAG).

 

 

Voasazy handoa onitra mitentina 204 tapitrisa euros ho an`ny ICO, vondrona britanika misahana ny vaovao manokana izy. Nilaza moa ny tompon’andraikitra fa tratran`ny atao hoe “cyberattaque” izy ireo noho ny tandrevaka ara-informatika. Miisa 244 000 ireo karatra fakana vola any amin`ny banky no voatery naato satria nivoaka ny mombamomba ireo mpanjifa toy ny anarana feno, adiresy, ny petra-bola any amin`ny banky…. Misy kosa ny fifampiresahana eo amin`ny tale jeneralin`ny IAG sy ny ICO amin`izao fotoana izao. Marihina fa io onitra io dia 1,5%-n`ny vola niditra tao amin`ity orinasa ity  ny taona 2017.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT