Any Ivelany

BIRMANIE NAONGAN’NY MIARAMILA I AUNG SAN SUU KYI


  • Talata 02 Febroary 2021

Nosamborin’ny miaramila mpanongam-panjakana ny Lehiben’ny governemanta

 

 

any Birmanie Rtoa Aung San Suu Kyi, ka ny jeneraly be galona Myint Swe no lasa Filoha vonjimaika. Namoaka didy manambara ny hamehana na “Etat d’urgence” herintaona avy hatrany ny mpanogana. Firenena maro no efa nanao fanamelohana. Mandrangaranga sazy ho an’ireo miaramila ny Filoha Amerikanina Joe Biden. Nanao fanamelohana ny Komity Norvezianina momba ny Loka Nobel satria efa nahazo izany i Aung San Suu Kyi ny taona 1991. Niantso ny fitoniana politika ihany koa i Chine.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT