Any Ivelany

BIRMANIE 18 MATY NANDRITRA NY FIHETSIKETSEHANA


  • Alatsinainy 01 Martsa 2021

Olona 18 raha kely indrindra no namoy ny ainy omaly alahady tany Birmanie.

 

 

Maro ihany koa ny naratra, ary an-jatony no voasambotra. Nisy ny fidinanana an-dalambe sy fihetsiketsehana nataon’ireo vahoaka mpandala ny demokrasia, manohitra ny fanonganam-panjakana ara-miaramila sy ny fandraisana didim-panjakana maneho ny fidirana hamehana na “Etat d’’urgence” mandritra ny herintaona, taorian’ny fanonganam-panjakana ny 01 febroary. Nisy ny fampiasana bala tena izy nataon’ny tafika nentina nandravana ny fihetsiketsehana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT