Any Ivelany

BENOÎT PAYAN BEN’NY TANANA VAOVAO ANY MARSEILLE


  • Talata 22 Desambra 2020

I Benoît Payan no voafidy ofisialy hisolo an’i Michèle Rubiola ho ben’ny tanànan’I

Marseille tanàn-dehibe faharoa any Frantsa taorian’ny fametraham-pialan’ity farany noho ny antony ara-pahasalamana. “Tanàn-dehibe ho maitso indrindra, tena marina, ary ho tena demokratika” no nambarany teo am-pandraisana fahefana. Vao 42 taona i Benoît Payan, ary efa lefitry Rubiola ihany. Vao 20 taona dia efa tao anatin’ireo mpitolona sosialista.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT