Any Ivelany

ARNOLD SCHWARZENEGGER NANAKIANA MAFY AN’I TRUMP SY NY MPOMBA AZY


  • Alatsinainy 11 Janoary 2021

Namoaka horonantsary naparitaka tamin’ny haino “internet” I Arnold

Schwarzenegger mpilalao horonan-tsary malaza sady Governoran’ny Californie teo aloha omaly alahady. Nanakiana mafy ny fananihan’ny mpomba ny filoha Donald Trump ny Capitole toeram-pivorian’ny antenimierandoholona, ary nanao antso avo ny mba hiombonana ho ao an-damosin’i Joe Biden. Tao amin’ny biraony no nanaovany izany, ary tao an-damosiny ny sainam-pirenena Amerikanina. Nitazona sabatra be ihany koa izy, ary nalefa ny hiram-pitiavan-tanindrazana. Nampitovian’I Arnold ho toy ny fanao tamin’ny andron’ny “Autriche Nazi” ny zava-niseho tao amin’ny Capitole, nampahatsiahivany ny fandripahana ny jiosy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT