Any Ivelany

ARMENIE NITSEFOTRA NY FANONGANAM-PANJAKANA


  • Zoma 26 Febroary 2021

Nisy fikasana hanao fanonganam-panjakana ara-miaramila omaly tany Arménie,

 

 

araka ny fanambarana nataon’ny Praminisitra Nikol Pachinian. Manamboninahitra 40 teo no nikasa hanao izany, ary nanome toromarika ny hamelana malalaka ny hetsika ataon’ny mpanohitra, izay nanao fihetsiketsehana efa ho herinandro izao ka mitaky ny fialan’ny Praiminisitra. Anton’izany moa ny fanondroana azy ho tompon’antoka tamin’ny faharesena ara-miaramila tamin’ny ady nifanaovana tamin’i Azerbaïdjan hahazoana ny faritr’i Haut-karabagh izay ifanolanan’ny roa tonta.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT