Any Ivelany

ANTONIO GUTERRES MBOLA HO KANDIDA SEKRETERA JENERALIN’NY ONU


  • Talata 12 Janoary 2021

Nanambara ny Sekretera Jeneralin’ny Firenena Mikambana Antonio Guterres

 

omaly alatsinainy, fa mbola ho kandida hisolo ny tenany amin’ny fifidianana manaraka. Mbola vonona ny hanohy ny asany izy raha eken’ny firenena mpikambana. Ho tapitra amin’ny volana desambra izao ny fe-potoana iasany. Hatreto, voalaza fa mbola manohana ny hirotsahany ireo firenena 5 mpikambana ao anatin’ny filankevi-pilaminana (Etats-Unis, Chine, Russie, France, Royaume-Uni).

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT