Any Ivelany

ANGLETERRE MIVERINA MIHIBOKA TANTERAKA


  • Talata 05 Janoary 2021

Nambaran’ny priminisitra Boris Johnson izao alina izao fa miverina mihiboka

 

tanteraka i Angleterre iray manontolo.Mikatona avokoa ny sekoly rehetra.Haharitra hatrany amin’ny tapaky ny volana febroary ity fihibohana ity.Ny mba hahafahana mifehy ilay Coronavirus amin’ny endriny vaovao no anton’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT