Any Ivelany

ANGLETERRE 744 MATY, 39 237 NY TRANGANA COVID-19 OMALY


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Nahatratra 39 237 ny tranga vaovao tany Angleterre omaly, raha toa ka 744 be izao

 

 

ihany koa no indray lavon’ny coronavirus, raha toa ka 36 804 ny tranga tao alohan’io, ary 691 kosa ny namoy ny ainy. Miha lasibatra hatrany ny Britanika, izay misy ilay fisehoana coronavirus haingam-pifindra kokoa, ka nahatonga ny ankamaroan’ny firenena Eoropeanina mifehy na manapaka ny fifandraisana anabakabaka aminy. Efa nahitana an’io endriny vaovao io 4 ihany koa tany Belgique. Manome toky ny manam-pahaizana fa afaka 6 herinandro eo no mety ho hita ny vaksininy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT