Any Ivelany

ANGELA MERKEL “AHIANA MAFY NY COVID-19 AMIN’ITY HERINANDRO ITY”


  • Alatsinainy 11 Janoary 2021

Nilaza ny Chancelière Alemana Angela Merkel ny alahady teo, fa tena ahiana mafy

amin’ity herinandro ity ny fivoaran’ny valanaretina covid-19. Nihoaran’i Allemange ny faran’ny herinandro teo ny isa 40 000 amin’ny olona lavon’ny covid-19 hatramin’izay. Ny sabotsy teo, nahatratra 660 ny lavo tao anatin’ny iray andro, ary 20 202 kosa ny tranga iray andro. Hatramin’ny omaly tamin’ny 10 ora alinna aty amintsika kosa dia 172 no lavo, ary 5582 ny tranga vaovao. Hatreto, efa 41 223 ny lavo hatrizay tany Allemagne. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT