Any Ivelany

ANDIAM-BALALA MAMPITANDRINA AN’I AFRIKA ATSINANANA NY FAO


  • Alakamisy 14 Janoary 2021

Nanao fanairana sy fampitandremana noho ny fanafihana andiam-balala any Afrika

 

 

Antsinanana ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana momba ny fambolena (FAO). Efa nandrava izany tamin’ny taon-dasa, ary manomboka mipoitra indray ny andiany, izay ahiana hiteraka voka-dratsy goavana ara-tsakafo. Isan’ny lasibatra tamin’izanyi Ethiopie sy Somalie tamin’ny taon-dasa. 35 ny olona tratry ny fijaliana ara-tsakafo, ary ahiana hiakatra 35 tapitrisa, raha tsy misy fepetra raisina, hoy ny FAO.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT