Any Ivelany

ALEXEÏ NAVALNY HODY ANY RUSSIE


  • Alakamisy 14 Janoary 2021

Ny 17 janoary ho avy izao no hiverina hody any Russie i AlexeÏ Navalny, ilay

 

mpanohitra fatratra ny Filoha Rosianina, taorian’ny fakana aina rehefa notsaboina tao Allemagne. Tsy nahatsiaro tena fotoana lava i Navalny, izay ny volana aogositra no nisy nanapoizina, ary notsaboina tany Allemagne. Ambaran’i Navalny fa novonoina izy saingy tafavoaka, ary manao izay fomba hisakanana azy sy baika hamonoana azy i Vladimir Poutine.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT