Any Ivelany

ALAN’I AMAZONIE 11 088 KM² NO POTIKA 12 VOLANA


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Tafiakatra 11 088km² amin’ny ala tropikaly any Amazonie any Bresil no potika tao

 

anatin’ny 12 volana monja. Io no antontan’isa voasokajy ho ambony indrindra hatramin’ny niantombohan’ny fahapotehana. Fahapotehana teo anelanelan’ny aogositra 2019 hatramin’ny jolay 2020 izany, araka ny tatitry ny INPE (Institut National de la Recherches Spatiale). Isan’ny toerana manan-karena ara-boajanahary eto ambonin’ny tany anefa i Amazonie. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT