Any Ivelany

AL-QAÏDA MAGHREB ISLAMIKA ABOU OUBEÏDA YOUSSEF NO MPITARIKA VAOVAO


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Namoaka ireo tranokan’ny Al-Qaïda amin’ny faritra Maghreb Islamique (Aqmi) fa

 

nanendry ny lehibeny vaovao hanolo an’i Abdelmalek Droukdel, izay maty nandritra ny hetsika ara-miaramila nataon’ny Frantsay tany Avaratry Mali ny volana jona teo. I Abou OubéÏda Youssef no Lehiben’ny Aqmi vaovao. Mpikambana nisongadina sy nanana ny lazany sy ny fahefany tao anatin’ny Aqmi ihany izy io. Sokajian’ny tandrefana sy ny sehatra maro iraisam-pirenena ho mpampihoroho ny Aqmi.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT