Any Ivelany

AHMED NASSER AL-RAISI - INTERPOL TRATRY NY FAHENJEHANA HO MPANAO HERISETRA…


  • Talata 08 Desambra 2020

Hisolo tsy ho ela ny Lehiben’ny Polisy iraisam-pirenena na ny « Interpol » manana

 

 

ny foibeny any Lyon Frantsa, ka an-dalana ny fanendrena ny Jeneraly Ahmed Nasser al-Raisi avy any Emirats Arabe Unis ho eo amin’izany toerana izany. Kandida tokana amin’io toerana io mantsy izy. Nanao ampamoaka anefa ny lehilahy vao erotrerony teratany Britanika Matthew Hedges nanao fikarohana tany Emirats Arabe Unis fa ny taona 2018 dia tratry ny herisetran’ny polisy tany amin’io firenena io izy, ary ity jeneraly ity ho tompon’ny fibaikoana ny polisy tamin’izany. Tao anatin’ny 7 herinandro izy no nambarany fa nampijaliana, misy fotoana mahatratra adin’ny 15 ny fakana am-bavany, tsy navela natory.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT