Any Ivelany

AHMAD FILOHAN’NY CAF HITAFA AMIN’NY KOMITY MPITANTANA ANIO


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Nanamafy ny faharaisany ny fanampahan-kevitry ny TAS (Tribunal Aribitral du Sport)

 

 amin’ny fampiatoana ny fanapahan-kevitry ny Fifa ny Filoha vonjimaika nitantana ny CAF Constant Omari amin’ny fiverenan’i Ahmad amin’io toerany io. Nisaotra azy ity teratany Malagasy ity tamin’ny fikarakarana ny CHAN. Hiresaka amin’ny Komity mpanatanteraky ny CAF momba ny firotsahan-kofidiany ho Filoha indray ny 12 martsa I Ahmad anio. Afaka manao fampielezan-kevitra, saingy miankina amin’ny didy raikitry ny TAS ny 02 martsa ny hahafany mirotsaka na tsia.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT