Any Ivelany

AFRIKA ATSIMO TSY MAINTSY MANAO AROTAVA


  • Talata 29 Desambra 2020

Nanao fanambarana ny Filoha Afrikanina Tatsimo Cyril Ramaphosa omaly, fa tsy

 

 

maintsy manao arovava eny amin’ny toerana be olona ho fisorohana ny fipariahan’ny covid-19, ary io ihany no ambara fa fiarovana mahomby. Mety handoavana lamandy na fampidirana am-ponja ny tsy fanaovana an’izany Voarara ihany koa ny fisokafan’ny toeram-pisotroana manomboka ny misasak’alina. Efa ahitana ilay coronavirus amin’ilay haingam-pifindra be toy ny any Royaume-Uni atsy Afrika Atsimo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT