Any Ivelany

AFRIKA ATSIMO AHITANA ILAY CORONAVIRUS HAINGAM-PIFINDRA BE


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

Taorian’i Royaume-Uni, milaza ny fahitany ilay karazana coronavirus mifindra

 

haingana dia haingana kokoa ihany koa i Afrika Atsimo tamin’ny faran’ny herinandro teo, araka ny nambaran’ny minisitry ny fahasalamana any an-toerana. Nomena ny anarana “Variante 501.V2” io endriny vaovao io, ary nanamafy ny Minisitra Zweli Mikhize, fa tena mifindra haingana be. Mahatratra 900 000 ny tranga hatramin’izay tatsy Afrika Atsimo, ary 25 000 eo ho eo ny maty. Tafiditra tanteraka ao anatin’ny onja faharoa (2ème vague) ary isan’ny tena lasibatra amin’ny fifindran’ny coronavirus ny tanora.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT