Any Ivelany

AFRIKA 25 MILIARA DOLARA NY FITSOAHANA ARA-KETRA


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Mahatratra 25 miliara dolara isan-taona ny fitsoahana ara-ketra na “Evasion fiscale”

 

 aty Afrika, araka ny vokatry ny fanadihadiana nataona ONG, ny Fikambanana momba ny fitsarana ara-ketra. Tafiditra ao anatin’izany ireo orinasa goavana (multinationales) avy any ivelany na avy eto Afrika miasa sy mandraharaha ato anatin’ny Kaontinanta Afrikanina. Nigeria, Afrika Atsimo, Egypte, Angola,… no voasokajy ho lohalaharana. Tafiditra ao anatin’izany ihany koa anefa ny Nosy tahaka an’I Maorisy izay sokajiana ho paradisan-ketra (paradis fiscal) hanafenana ny vola, izay 60 tapitrisa dolara eo ny fatiantoka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT