Any Ivelany

AFGHANISTAN OLONA 9 MATY NIPOAHAN’NY BAOMBA


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

Olona 9 indray no maty, ary 15 no naratra omaly tany Kaboul Afghanistan vokatry ny fipoahana fiara voasesika baomba.

 

 

Fiara roa no nirehitra, ary nisy ny fiantraikany tamin’ny trano manodidina vokatry ny fipoahana mahery vaika. Nisy vehivavy sy ankizy tamin’ireo maty, hoy ny Minisitry ny atitany Tari Arian. Ny Talibans hatrany no voalaza ho tao ambadika. Mirarakopana ny herisetra na eo aza ny fitadiavana marimaritra iraisana nanomboka ny septambra eo amin’ny Talibans sy ny tafi-panjakana. Miantona hatramin’ny 5 febroary moa izany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT