Any Ivelany

Afghanistan Mihorohoro ny mpianatra


  • Alarobia 29 Mey 2019

Nitombo avo telo heny ny fanafihana sekoly tany amin`ny faritra maro any Afghanistan tamin`ny taon-dasa raha ny tatitra navoakan`ny UNICEF omaly.

 

 

  Misy fiantraikany amin`ny fanabeazana izany. An`arivony ny sekoly mbola mikatona any Afghanistan noho ny fandrahonana nataon`ny Taliban sy ny Vondron`ny fanjakana Islamika izay mikasa ny hanitatra hatrany ny fahefany. Navoitran`ny UNICEF tamin`io tatitra io fa raha misy ny fampirisihana ny ankizy hianatra an-tsekoly, dia tsy mandia sekoly ny 50%-n`izy ireo noho ny tahotra sy fanahiana fanafihana sekoly izay.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT