Any Ivelany

ADY ANY TIGRÉ ETHIOPIE AZON’NY TAFIKA I MAKELELE, MITOHY NY ADY


  • Alarobia 02 Desambra 2020

Eo am-pelantanan’ny tafika federaly amin’izao fotoana izao ny tanànan’i Makelele,

 

 

Renivohitry ny faritr’i Tigré izay mikomy amin’ny fanjakana foibe any Ethiopie tarihin’ny Praiminisitra Praiminisitra Abiy Ahmed amin’izao fotoana izao. Na ambara aza fa efa azo ity tanàn-dehibe ity, dia mbola tsy hita popoka sy tsy voasambotra kosa ny lehiben’ny antoko TPLF izay i Debretsion Gebremichael no mitarika azy. Mbola mandefa fampitam-baovao fa mitohy ny ady. Miantso fifampiresahana maika kosa ny sehatra iraisam-pirenena. Nanomboka ny 4 novambra ny tena nihamafy ny fifandonana ary manodidina ny 700 raha kely indrindra no efa maty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Faha-250
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

taonan’ny fahaleovantenan’i Etazonia

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

Hijery ny tohiny
FTT