Any Ivelany

Ady any Okrainina Mankasitraka ny tsy fiandanian’i Madagasikara i Rosia


  • Alarobia 30 Martsa 2022

Nandritry ny fihaonany tamin’ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy, Richard Randriamandrato, ny alatsinainy teo no nilazan’ny ambasadaoron’ny federasionin’ny firenena Rosianina miasa eto Madagasikara,

 Andrey Andreev, fa mankasitraka ny tsy fiandanian’i Madagasikara manoloana ny zava-misy ao Okrainina i Rosia na dia eo aza ny teritery miseho lanin’ireo firenena tandrefana. Hamafisiko hatrany, hoy izy, fa voatery i Rosia niditra tamin’ny fanafihana ara-miaramila manokana ataony ankehitriny. Mandeha araka ny drafitra napetraka hatreto ny fanafihana izay atao. Izany rehetra izany, hoy hatrany ny tenany, dia mitandrina mafy ny tsy haha voakitika ireo vahoaka sivily.
J. Mirija
Legende : Ny ambasadaoro Rosianina, havia, sy ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Any Ivelany

  • Loza tsy roa aman-tany
  • Talata 01 Septambra 2026

any Népal Efa maherin'ny 900 ny

  • Harenan'i Elun Musk
  • Alakamisy 06 Aogositra 2026

Nitotongana an-jatony

  • Fangatahan’ny marary mba ho faty
  • Alakamisy 16 Jolay 2026

Nankatoavin’ny depiote Frantsay ny « euthanasie »

  • Papa James sy ny ankohonany
  • Alatsinainy 13 Jolay 2026

Lasibatry ny fikomiana any Afrika Atsimo

  • Fandevenana an’i Ali Khamenei
  • Alatsinainy 06 Jolay 2026

Vahoaka 20-30 tapitrisa no hanome voninahitra…

  • Hafanana mahery
  • Talata 30 Jona 2026

vaika any Eoropa Maherin’ny 1300 ny maty,

Hijery ny tohiny
FTT